# Amin'izany andro izany Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany" # ity hira ity no hiraina any amin'ny tanin'i Joda DH: "hihira izao hira izao ny vahoakan'ny tanin'i Joda" # Manana tanàna mafy izahay Io dia manondro ny tanànan'i Jerosalema. # Andriamanitra dia efa nanao ny famonjena ho rindrin'izany sy tovon-tany Ny herin'Andriamanitra mba hiaro sy hamonjy ny vahoakany dia resahina toy ny hoe manda manodidina ny tanàna ny famonjeny. # ny firenena marina izay mihazona finoana Eto ny hoe "firenena'' dia manambara ny vahoaka. DH: "ny olona marina sy mahatoky"