plt_tn/isa/24/03.md

968 B

Ho rava tanteraka ny tany ary ho foanana tanteraka

DH: "Handrava tanteraka ny tany ary hanala ny zavatra rehetra manan-danja Yaveh"

Yaveh no efa niteny izany teny izany

Eto ny hoe "teny" dia manambara izay nolazain'i Yaveh. DH: "nilaza Yaveh fa"

Maina sy malazo ny tany, milofika sy malazo izao tontolo izao

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "Ho maina sy ho faty ny zavatra rehetra eto an-tany" (UDB)

ny tany...izao tontolo izao

Ireo dia samy manambara ny zavatra rehetra izay ao aminy.

Nolotoin'ireo mponiny ny tany

Ny fanotan'ny vahoaka sy ny fanaovana ny tany ho tsy ankasitrahan'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nandoto ny tany mihitsy ny vahoaka. DH: "Nandoto ny tany ny vahoaka"

efa nandika lalàna, nanota ny didy, ary nivadika tamin'ny fanekena maharitra mandrakizay izy ireo

"tsy nankatò ireo didy aman-dalàn'Andriamanitra izy ireo, ary nandika ny faneken'Andriamanitra mandrakizay"