plt_tn/isa/24/01.md

840 B

hanafoana ny tany

"mba hahalao ny tany" na "mba handrava ny zavatra rehetra eto an-tany"

Ary izany no hitranga

Io andianteny io dia manamarika tranga tena manan-danja. Raha misy fomba hilazana izany ao amin'ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.

ny...sy ny

Izay ho ataon'i Yaveh dia tsy nambara teto, nefa takatra ihany izany. Izany dia maneho fa hitondra ny vahoaka amin'ny fomba iray ihany Andriamanitra. DH: "raha aelin'i Yaveh...dia haeliny ihany koa"

ny mpisorona...ny mpanome zana-bola

Ao amin'ny 24:2 dia mitanisa sarangan'olona maro Isaia. DH: "ireo mpisorona...ireo izay manome zana-bola"

ny mpandray zana-bola

"ny olona izay mampindram-bola." Ny teny hoe "zana-bola" dia midika fa misy vola mihoatra tokony aloan'ny olona izay ampindramany vola.

ny mpanome zana-bola

"ny olona izay ananana vola"