# hanafoana ny tany "mba hahalao ny tany" na "mba handrava ny zavatra rehetra eto an-tany" # Ary izany no hitranga Io andianteny io dia manamarika tranga tena manan-danja. Raha misy fomba hilazana izany ao amin'ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao. # ny...sy ny Izay ho ataon'i Yaveh dia tsy nambara teto, nefa takatra ihany izany. Izany dia maneho fa hitondra ny vahoaka amin'ny fomba iray ihany Andriamanitra. DH: "raha aelin'i Yaveh...dia haeliny ihany koa" # ny mpisorona...ny mpanome zana-bola Ao amin'ny 24:2 dia mitanisa sarangan'olona maro Isaia. DH: "ireo mpisorona...ireo izay manome zana-bola" # ny mpandray zana-bola "ny olona izay mampindram-bola." Ny teny hoe "zana-bola" dia midika fa misy vola mihoatra tokony aloan'ny olona izay ampindramany vola. # ny mpanome zana-bola "ny olona izay ananana vola"