plt_tn/isa/24/01.md

24 lines
840 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hanafoana ny tany
"mba hahalao ny tany" na "mba handrava ny zavatra rehetra eto an-tany"
# Ary izany no hitranga
Io andianteny io dia manamarika tranga tena manan-danja. Raha misy fomba hilazana izany ao amin'ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.
# ny...sy ny
Izay ho ataon'i Yaveh dia tsy nambara teto, nefa takatra ihany izany. Izany dia maneho fa hitondra ny vahoaka amin'ny fomba iray ihany Andriamanitra. DH: "raha aelin'i Yaveh...dia haeliny ihany koa"
# ny mpisorona...ny mpanome zana-bola
Ao amin'ny 24:2 dia mitanisa sarangan'olona maro Isaia. DH: "ireo mpisorona...ireo izay manome zana-bola"
# ny mpandray zana-bola
"ny olona izay mampindram-bola." Ny teny hoe "zana-bola" dia midika fa misy vola mihoatra tokony aloan'ny olona izay ampindramany vola.
# ny mpanome zana-bola
"ny olona izay ananana vola"