plt_tn/isa/23/13.md

16 lines
513 B
Markdown

# Jereo ny tanin'ireo Kaldeana
"Kaldeana" dia anarana hafa ilazana ny Babyloniana. DH: "Jero ny nanjo ny tanin'ny Babyloniana" na "Jereo ny nankjo an'i Babylona"
# ireo tilikambony
Nanangana tilikambo na tovon-tany mba hanafihana ny mandan'ny tanàna iray ireo miaramila.
# Midradradradrà, ianareo ry sambon'i Tarsisy
Eto ny "sambo" dia ilazana ireo olona ao anaty sambo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 23:1.
# fa efa noravana ny fialofanareo
DH: "fa noravan'ny fahavalo ny fialofanareo"