# Jereo ny tanin'ireo Kaldeana "Kaldeana" dia anarana hafa ilazana ny Babyloniana. DH: "Jero ny nanjo ny tanin'ny Babyloniana" na "Jereo ny nankjo an'i Babylona" # ireo tilikambony Nanangana tilikambo na tovon-tany mba hanafihana ny mandan'ny tanĂ na iray ireo miaramila. # MidradradradrĂ , ianareo ry sambon'i Tarsisy Eto ny "sambo" dia ilazana ireo olona ao anaty sambo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 23:1. # fa efa noravana ny fialofanareo DH: "fa noravan'ny fahavalo ny fialofanareo"