plt_tn/isa/22/15.md

673 B

Sebna

Io no anaran'ny mpitandrin-draharahan'ny lapan'ny mpanjaka tao Jerosalema.

izay manapaka ny trano

Eto ny "trano" dia ilazana ireo izay ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "Ireo izay misahana ireo rehetra miasa ao an-dapa"

Inona no ataonao eto ary iza no nanome alalana anao ... eny amin'ny vatolampy?

Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana an'i Sebna. DH: "Tsy manan-jo ... vatolampy ianao!"

handavaka fasana ... hanamboatra fasana ... handavaka toerana fitsaharana

Ireo andian-teny telo ireo dia ilazana ny fasana fandevanana avokoa.

eny ambony

Ireo olona ambony indrindra tao Israely dia nanana fasana teny amin'ny toerana avo indrindra.