plt_tn/isa/22/15.md

20 lines
673 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Sebna
Io no anaran'ny mpitandrin-draharahan'ny lapan'ny mpanjaka tao Jerosalema.
# izay manapaka ny trano
Eto ny "trano" dia ilazana ireo izay ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "Ireo izay misahana ireo rehetra miasa ao an-dapa"
# Inona no ataonao eto ary iza no nanome alalana anao ... eny amin'ny vatolampy?
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana an'i Sebna. DH: "Tsy manan-jo ... vatolampy ianao!"
# handavaka fasana ... hanamboatra fasana ... handavaka toerana fitsaharana
Ireo andian-teny telo ireo dia ilazana ny fasana fandevanana avokoa.
# eny ambony
Ireo olona ambony indrindra tao Israely dia nanana fasana teny amin'ny toerana avo indrindra.