# Sebna Io no anaran'ny mpitandrin-draharahan'ny lapan'ny mpanjaka tao Jerosalema. # izay manapaka ny trano Eto ny "trano" dia ilazana ireo izay ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "Ireo izay misahana ireo rehetra miasa ao an-dapa" # Inona no ataonao eto ary iza no nanome alalana anao ... eny amin'ny vatolampy? Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana an'i Sebna. DH: "Tsy manan-jo ... vatolampy ianao!" # handavaka fasana ... hanamboatra fasana ... handavaka toerana fitsaharana Ireo andian-teny telo ireo dia ilazana ny fasana fandevanana avokoa. # eny ambony Ireo olona ambony indrindra tao Israely dia nanana fasana teny amin'ny toerana avo indrindra.