plt_tn/isa/22/03.md

16 lines
468 B
Markdown

# voababo tsy mba nampiasa zana-tsipika izy ireo
DH: "saingy tratran'ny fahavalo ny mpanapaka anareo izay tsy nitondra zana-tsipika akory"
# niara-voababo izy rehetra
DH: "tratran'ny fahavalo izy ireo ka niara-nobaboiny"
# Noho izany dia hoy aho hoe
Eto ny hoe "aho" dia manondro an'Isaia.
# ny zanaka vavin'ny oloko
Eto ny "zanaka vavy" dia ilazana ny vahoaka ary misy hevitra ambadika momba ny fitiavan'Isaia azy ireo. DH: "ny oloko izay tiako" na "ny oloko"