plt_tn/isa/22/03.md

468 B

voababo tsy mba nampiasa zana-tsipika izy ireo

DH: "saingy tratran'ny fahavalo ny mpanapaka anareo izay tsy nitondra zana-tsipika akory"

niara-voababo izy rehetra

DH: "tratran'ny fahavalo izy ireo ka niara-nobaboiny"

Noho izany dia hoy aho hoe

Eto ny hoe "aho" dia manondro an'Isaia.

ny zanaka vavin'ny oloko

Eto ny "zanaka vavy" dia ilazana ny vahoaka ary misy hevitra ambadika momba ny fitiavan'Isaia azy ireo. DH: "ny oloko izay tiako" na "ny oloko"