# voababo tsy mba nampiasa zana-tsipika izy ireo DH: "saingy tratran'ny fahavalo ny mpanapaka anareo izay tsy nitondra zana-tsipika akory" # niara-voababo izy rehetra DH: "tratran'ny fahavalo izy ireo ka niara-nobaboiny" # Noho izany dia hoy aho hoe Eto ny hoe "aho" dia manondro an'Isaia. # ny zanaka vavin'ny oloko Eto ny "zanaka vavy" dia ilazana ny vahoaka ary misy hevitra ambadika momba ny fitiavan'Isaia azy ireo. DH: "ny oloko izay tiako" na "ny oloko"