plt_tn/isa/22/01.md

24 lines
778 B
Markdown

# Fanambarana
"Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh"
# mahakasika ny Lohasahan'ny Fahitana
Eto ny hoe "Lohasaha" dia ilazana ireo izay monina ao amin'ilay lohasaha, izany hoe, Jerosalema. DH: "mahakasika ireo izay monina ao amin'ny Lohasahan'ny Fahitana" na "mahakasika ireo izay monina ao Jerosalema"
# Inona no antony nandehananareo rehetra ho any amin'ireo tampon-trano?
Mampiasa fanontaniana Isaia mba hibedesana ny vahoakan'i Joda. DH: "Tsy tokony handeha ka hijoro eny an-tampon-tranonareo ianareo"
# tanàna feno tabataba
"vohitra feno olona mankalaza"
# Ny maty teo aminao dia tsy matin'ny sabatra
DH: "Tsy namono ny vahoakanareo ny miaramila fahavalo"
# matin'ny sabatra
Ny teny hoe "sabatra" dia ilazana ireo miaramila izay miady any an'ady.