# Fanambarana "Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh" # mahakasika ny Lohasahan'ny Fahitana Eto ny hoe "Lohasaha" dia ilazana ireo izay monina ao amin'ilay lohasaha, izany hoe, Jerosalema. DH: "mahakasika ireo izay monina ao amin'ny Lohasahan'ny Fahitana" na "mahakasika ireo izay monina ao Jerosalema" # Inona no antony nandehananareo rehetra ho any amin'ireo tampon-trano? Mampiasa fanontaniana Isaia mba hibedesana ny vahoakan'i Joda. DH: "Tsy tokony handeha ka hijoro eny an-tampon-tranonareo ianareo" # tanĂ na feno tabataba "vohitra feno olona mankalaza" # Ny maty teo aminao dia tsy matin'ny sabatra DH: "Tsy namono ny vahoakanareo ny miaramila fahavalo" # matin'ny sabatra Ny teny hoe "sabatra" dia ilazana ireo miaramila izay miady any an'ady.