plt_tn/isa/22/01.md

778 B

Fanambarana

"Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh"

mahakasika ny Lohasahan'ny Fahitana

Eto ny hoe "Lohasaha" dia ilazana ireo izay monina ao amin'ilay lohasaha, izany hoe, Jerosalema. DH: "mahakasika ireo izay monina ao amin'ny Lohasahan'ny Fahitana" na "mahakasika ireo izay monina ao Jerosalema"

Inona no antony nandehananareo rehetra ho any amin'ireo tampon-trano?

Mampiasa fanontaniana Isaia mba hibedesana ny vahoakan'i Joda. DH: "Tsy tokony handeha ka hijoro eny an-tampon-tranonareo ianareo"

tanàna feno tabataba

"vohitra feno olona mankalaza"

Ny maty teo aminao dia tsy matin'ny sabatra

DH: "Tsy namono ny vahoakanareo ny miaramila fahavalo"

matin'ny sabatra

Ny teny hoe "sabatra" dia ilazana ireo miaramila izay miady any an'ady.