plt_tn/isa/21/13.md

1.1 KiB

Fanambarana

"Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh"

momba an'i Arabia

Arabia dia manondro ny vahoakan'i Arabia. DH: "momba ny vahoakan'i Arabia"

Any amin'ny tany efitr'i Arabia

Tsy manana ala i Arabia. DH: "Lavitra ny lalana any Arabia" na "any amin'ny kirihitr'i Arabia"

mpanao rodoben'ny

vondron'olona miara mandeha

Dedanita

Vondron'olona nonina tany Arabia izany.

tanin'i Tema

Anaran-tanàna any Arabia izany.

mpitsoa-ponenana

Ny mpitsoa-ponenana dia olona izay mandositra mba tsy ho azon'ny fahavalony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 15:5.

amin'ny mofo

Eto ny "mofo" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny.

tamin'ny sabatra voarendrika, tamin'ny tsipika voahenjana

Eto ny "sabatra" sy ny "tsipika" dia ilazana ny miaramila izay nanafika ny mponin'i Tema. DH: "tamin'ny fahavalony izay nanafika azy ireo tamin'ny sabatra sy tsipika "

ary tamin'ny vesatry ny ady

Ny horohoro sy fijaliana izay iainana mandritra ny ady lehibe dia resahina toy ny hoe vesatra eo amin'ny olona ilay ady. DH: "tamin'ny horohoron'ny ady"