plt_tn/isa/21/13.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fanambarana
"Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh"
# momba an'i Arabia
Arabia dia manondro ny vahoakan'i Arabia. DH: "momba ny vahoakan'i Arabia"
# Any amin'ny tany efitr'i Arabia
Tsy manana ala i Arabia. DH: "Lavitra ny lalana any Arabia" na "any amin'ny kirihitr'i Arabia"
# mpanao rodoben'ny
vondron'olona miara mandeha
# Dedanita
Vondron'olona nonina tany Arabia izany.
# tanin'i Tema
Anaran-tanàna any Arabia izany.
# mpitsoa-ponenana
Ny mpitsoa-ponenana dia olona izay mandositra mba tsy ho azon'ny fahavalony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 15:5.
# amin'ny mofo
Eto ny "mofo" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny.
# tamin'ny sabatra voarendrika, tamin'ny tsipika voahenjana
Eto ny "sabatra" sy ny "tsipika" dia ilazana ny miaramila izay nanafika ny mponin'i Tema. DH: "tamin'ny fahavalony izay nanafika azy ireo tamin'ny sabatra sy tsipika "
# ary tamin'ny vesatry ny ady
Ny horohoro sy fijaliana izay iainana mandritra ny ady lehibe dia resahina toy ny hoe vesatra eo amin'ny olona ilay ady. DH: "tamin'ny horohoron'ny ady"