# Fanambarana "Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh" # momba an'i Arabia Arabia dia manondro ny vahoakan'i Arabia. DH: "momba ny vahoakan'i Arabia" # Any amin'ny tany efitr'i Arabia Tsy manana ala i Arabia. DH: "Lavitra ny lalana any Arabia" na "any amin'ny kirihitr'i Arabia" # mpanao rodoben'ny vondron'olona miara mandeha # Dedanita Vondron'olona nonina tany Arabia izany. # tanin'i Tema Anaran-tanĂ na any Arabia izany. # mpitsoa-ponenana Ny mpitsoa-ponenana dia olona izay mandositra mba tsy ho azon'ny fahavalony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 15:5. # amin'ny mofo Eto ny "mofo" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny. # tamin'ny sabatra voarendrika, tamin'ny tsipika voahenjana Eto ny "sabatra" sy ny "tsipika" dia ilazana ny miaramila izay nanafika ny mponin'i Tema. DH: "tamin'ny fahavalony izay nanafika azy ireo tamin'ny sabatra sy tsipika " # ary tamin'ny vesatry ny ady Ny horohoro sy fijaliana izay iainana mandritra ny ady lehibe dia resahina toy ny hoe vesatra eo amin'ny olona ilay ady. DH: "tamin'ny horohoron'ny ady"