plt_tn/isa/21/11.md

24 lines
719 B
Markdown

# Fanambarana
"Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh"
# momba an'i Doma
Io dia anarana hafa ilazana an'i Edoma. Eto "Doma" dia manondro ny vahoaka monina ao. DH: "momba ny vahoakan'i Doma" na "momba ny vahoakan'i Edoma"
# Nisy iray niantso ahy
Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'Isaia.
# Seira
Anaran-tendrombohitra andrefan'i Edoma io.
# Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina?
Averina indroa io mba hanindriana fa mitaintaina sy miahiahy ilay olona mametra-panontaniana.
# Raha te hanontany ianao, dia manontania; ary miverena indray
"Anontanio amiko izao izay tianao ho fantatra, fa miverena ihany koa rehefa kelikely dia manontania indray"