# Fanambarana "Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh" # momba an'i Doma Io dia anarana hafa ilazana an'i Edoma. Eto "Doma" dia manondro ny vahoaka monina ao. DH: "momba ny vahoakan'i Doma" na "momba ny vahoakan'i Edoma" # Nisy iray niantso ahy Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'Isaia. # Seira Anaran-tendrombohitra andrefan'i Edoma io. # Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? Averina indroa io mba hanindriana fa mitaintaina sy miahiahy ilay olona mametra-panontaniana. # Raha te hanontany ianao, dia manontania; ary miverena indray "Anontanio amiko izao izay tianao ho fantatra, fa miverena ihany koa rehefa kelikely dia manontania indray"