plt_tn/isa/21/11.md

719 B

Fanambarana

"Izao no ambaran'i Yaveh" na "Izao no hafatr'i Yaveh"

momba an'i Doma

Io dia anarana hafa ilazana an'i Edoma. Eto "Doma" dia manondro ny vahoaka monina ao. DH: "momba ny vahoakan'i Doma" na "momba ny vahoakan'i Edoma"

Nisy iray niantso ahy

Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'Isaia.

Seira

Anaran-tendrombohitra andrefan'i Edoma io.

Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina?

Averina indroa io mba hanindriana fa mitaintaina sy miahiahy ilay olona mametra-panontaniana.

Raha te hanontany ianao, dia manontania; ary miverena indray

"Anontanio amiko izao izay tianao ho fantatra, fa miverena ihany koa rehefa kelikely dia manontania indray"