plt_tn/isa/21/03.md

20 lines
725 B
Markdown

# feno fanaintainana ny valahako
Mampahory tokoa ny fahitana izay hitan'Isaia hany ka mahatonga fanaintainana ara-batana ho azy. Eto izy dia mamaritra ny fanaintainana sy ny hozatra mifandrirotra eo amin'ny faritra afovoan'ny vatany.
# fanaintainana tahaka ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka no namatotra ahy
Mampitaha ny fanaintainany amin'ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka Isaia. Izany dia manamafy ny fanaintainana mafy izay tsapany.
# mitanondrika noho izay reko aho
DH: "Nahatonga ahy hitanodrika nohon'ny fanaintainana izay reko"
# nikorontana tamin'ny izay hitako aho
DH: "nampikorontana ahy mafy izay hitako"
# Torotoro ny foko, mangovitry ny tahotra aho
"Midobodoboka mafy ny foko sady mangovitra aho"