# feno fanaintainana ny valahako Mampahory tokoa ny fahitana izay hitan'Isaia hany ka mahatonga fanaintainana ara-batana ho azy. Eto izy dia mamaritra ny fanaintainana sy ny hozatra mifandrirotra eo amin'ny faritra afovoan'ny vatany. # fanaintainana tahaka ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka no namatotra ahy Mampitaha ny fanaintainany amin'ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka Isaia. Izany dia manamafy ny fanaintainana mafy izay tsapany. # mitanondrika noho izay reko aho DH: "Nahatonga ahy hitanodrika nohon'ny fanaintainana izay reko" # nikorontana tamin'ny izay hitako aho DH: "nampikorontana ahy mafy izay hitako" # Torotoro ny foko, mangovitry ny tahotra aho "Midobodoboka mafy ny foko sady mangovitra aho"