plt_tn/isa/21/03.md

725 B

feno fanaintainana ny valahako

Mampahory tokoa ny fahitana izay hitan'Isaia hany ka mahatonga fanaintainana ara-batana ho azy. Eto izy dia mamaritra ny fanaintainana sy ny hozatra mifandrirotra eo amin'ny faritra afovoan'ny vatany.

fanaintainana tahaka ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka no namatotra ahy

Mampitaha ny fanaintainany amin'ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka Isaia. Izany dia manamafy ny fanaintainana mafy izay tsapany.

mitanondrika noho izay reko aho

DH: "Nahatonga ahy hitanodrika nohon'ny fanaintainana izay reko"

nikorontana tamin'ny izay hitako aho

DH: "nampikorontana ahy mafy izay hitako"

Torotoro ny foko, mangovitry ny tahotra aho

"Midobodoboka mafy ny foko sady mangovitra aho"