plt_tn/isa/20/01.md

16 lines
418 B
Markdown

# Tartana
Anaran'ny lehiben'ny kaomandin'ny tafik'i Asyria io.
# Sargona
Anaran'ny mpanjakan'i Asyria io.
# niady tamin'i Asdoda izy ary naka izany
Asdoda dia entina ilazana ny tafik'i Asdoda. DH: "niady tamin'ny tafik'i Asdoda izy ka nandresy izany"
# nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa
"mandehandeha tsy miankanjo sy tsy mikapa." Ny teny hoe "nitanjaka" dia mety ilazana ny fanaovana ny atin'akanjo fotsiny.