plt_tn/isa/20/01.md

418 B

Tartana

Anaran'ny lehiben'ny kaomandin'ny tafik'i Asyria io.

Sargona

Anaran'ny mpanjakan'i Asyria io.

niady tamin'i Asdoda izy ary naka izany

Asdoda dia entina ilazana ny tafik'i Asdoda. DH: "niady tamin'ny tafik'i Asdoda izy ka nandresy izany"

nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa

"mandehandeha tsy miankanjo sy tsy mikapa." Ny teny hoe "nitanjaka" dia mety ilazana ny fanaovana ny atin'akanjo fotsiny.