# Tartana Anaran'ny lehiben'ny kaomandin'ny tafik'i Asyria io. # Sargona Anaran'ny mpanjakan'i Asyria io. # niady tamin'i Asdoda izy ary naka izany Asdoda dia entina ilazana ny tafik'i Asdoda. DH: "niady tamin'ny tafik'i Asdoda izy ka nandresy izany" # nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa "mandehandeha tsy miankanjo sy tsy mikapa." Ny teny hoe "nitanjaka" dia mety ilazana ny fanaovana ny atin'akanjo fotsiny.