plt_tn/isa/19/23.md

20 lines
668 B
Markdown

# hisy lalam-be
Ny lalam-be dia lalana midadasika izay andehanan'ny olona.
# ka ho tonga any Egypta ny Asyriana
Ny "Asyriana" dia manondro olona avy any Asyria, saingy ilazana izay olona rehetra avy any Asyria izay mankany Egypta. DH: "Ho avy ny Asyriana"
# ny Egyptiana any Asyria
Ny teny hoe "ho avy" dia efa hay eto. DH: "ary hoa avy any Asyria ny Egyptiana"
# ny Egyptiana
Io dia manondro ny olona avy any Egypta, saingy ilazana ny olona rehetra avy any Egypta izay mankany Asyria. DH: "Egyptiana"
# ary hanompo miaraka amin'ireo Asyriana ireo Egyptiana
Azo atao mazava hoe iza no ho tompoin'izy ireo. DH: "hanompo an'i Yaveh ny Egyptiana sy ny Asyriana"