plt_tn/isa/19/23.md

668 B

hisy lalam-be

Ny lalam-be dia lalana midadasika izay andehanan'ny olona.

ka ho tonga any Egypta ny Asyriana

Ny "Asyriana" dia manondro olona avy any Asyria, saingy ilazana izay olona rehetra avy any Asyria izay mankany Egypta. DH: "Ho avy ny Asyriana"

ny Egyptiana any Asyria

Ny teny hoe "ho avy" dia efa hay eto. DH: "ary hoa avy any Asyria ny Egyptiana"

ny Egyptiana

Io dia manondro ny olona avy any Egypta, saingy ilazana ny olona rehetra avy any Egypta izay mankany Asyria. DH: "Egyptiana"

ary hanompo miaraka amin'ireo Asyriana ireo Egyptiana

Azo atao mazava hoe iza no ho tompoin'izy ireo. DH: "hanompo an'i Yaveh ny Egyptiana sy ny Asyriana"