# hisy lalam-be Ny lalam-be dia lalana midadasika izay andehanan'ny olona. # ka ho tonga any Egypta ny Asyriana Ny "Asyriana" dia manondro olona avy any Asyria, saingy ilazana izay olona rehetra avy any Asyria izay mankany Egypta. DH: "Ho avy ny Asyriana" # ny Egyptiana any Asyria Ny teny hoe "ho avy" dia efa hay eto. DH: "ary hoa avy any Asyria ny Egyptiana" # ny Egyptiana Io dia manondro ny olona avy any Egypta, saingy ilazana ny olona rehetra avy any Egypta izay mankany Asyria. DH: "Egyptiana" # ary hanompo miaraka amin'ireo Asyriana ireo Egyptiana Azo atao mazava hoe iza no ho tompoin'izy ireo. DH: "hanompo an'i Yaveh ny Egyptiana sy ny Asyriana"