plt_tn/isa/19/09.md

894 B

Ireo mpiasa amin'ny bangon-drongony sy ireo izay manenona lamba dia hiova ho hatsatra. Ho voatorotoro ireo mpanao lamban'i Egypta

Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Raha ilaina, dia azo atao mazava ny antony mampahory azy ireo. DH: "ho afa-baraka ireo mpanao rongony fotsy miadinik'i Egypta satria tsy misy rongony"

Ireo mpiasa amin'ny bangon-drongony

"ireo izay mibango ny rongony"

bangon-drongony

Ny rongony dia zava-maniry naniry teny amin'ny moron'ny Reniranon'i Neily. Bangoin'ny olona ny kofehiny mba hanasaratsarahana izany, ary ampiasany hanaovana kofehin-drongony fotsy madinika.

hiova ho hatsatra

"ho menatra"

ireo mpanao lamban'i Egypta

"Ireo vahoakan'i Egypta manao lamba"

Ho voatorotoro

Ny fahatorotoroana dia ilazana ny fahakiviana. DH: "Ho kivy"

miasa amin'ny fikaramana

"hiasa ahazoana karama"

halahelo anaty

"halahelo mafy"