plt_tn/isa/19/09.md

32 lines
894 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo mpiasa amin'ny bangon-drongony sy ireo izay manenona lamba dia hiova ho hatsatra. Ho voatorotoro ireo mpanao lamban'i Egypta
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Raha ilaina, dia azo atao mazava ny antony mampahory azy ireo. DH: "ho afa-baraka ireo mpanao rongony fotsy miadinik'i Egypta satria tsy misy rongony"
# Ireo mpiasa amin'ny bangon-drongony
"ireo izay mibango ny rongony"
# bangon-drongony
Ny rongony dia zava-maniry naniry teny amin'ny moron'ny Reniranon'i Neily. Bangoin'ny olona ny kofehiny mba hanasaratsarahana izany, ary ampiasany hanaovana kofehin-drongony fotsy madinika.
# hiova ho hatsatra
"ho menatra"
# ireo mpanao lamban'i Egypta
"Ireo vahoakan'i Egypta manao lamba"
# Ho voatorotoro
Ny fahatorotoroana dia ilazana ny fahakiviana. DH: "Ho kivy"
# miasa amin'ny fikaramana
"hiasa ahazoana karama"
# halahelo anaty
"halahelo mafy"