# Ireo mpiasa amin'ny bangon-drongony sy ireo izay manenona lamba dia hiova ho hatsatra. Ho voatorotoro ireo mpanao lamban'i Egypta Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Raha ilaina, dia azo atao mazava ny antony mampahory azy ireo. DH: "ho afa-baraka ireo mpanao rongony fotsy miadinik'i Egypta satria tsy misy rongony" # Ireo mpiasa amin'ny bangon-drongony "ireo izay mibango ny rongony" # bangon-drongony Ny rongony dia zava-maniry naniry teny amin'ny moron'ny Reniranon'i Neily. Bangoin'ny olona ny kofehiny mba hanasaratsarahana izany, ary ampiasany hanaovana kofehin-drongony fotsy madinika. # hiova ho hatsatra "ho menatra" # ireo mpanao lamban'i Egypta "Ireo vahoakan'i Egypta manao lamba" # Ho voatorotoro Ny fahatorotoroana dia ilazana ny fahakiviana. DH: "Ho kivy" # miasa amin'ny fikaramana "hiasa ahazoana karama" # halahelo anaty "halahelo mafy"