plt_tn/isa/19/03.md

24 lines
833 B
Markdown

# Ho ketraka anaty ny fanahin'i Egypta. Ho potehiko ny toroheviny
Resahina toy ny hoe olona i Egypta eto.
# Ho ketraka anaty ny fanahin'i Egypta.
DH: "hahaketraka anaty ny fanahin'i Egypta Aho"
# Ho potehiko ny toroheviny
Io dia azo averina arafitra mba ho azo adika amin'ny matoanteny "manoro hevitra" ny teny hoe "toroheviny." DH: "Hampisavaorovoro ireo izay manoro hevitra ny mpanjaka Aho"
# mpahita ny ho avy ... mpanao sikidy
Ireo dia olona milaza ho miresaka amin'ny maty.
# Hatolotro eo an-tanan'ny tompo masiaka ireo Egyptiana
Eto ny "tanana" dia maneho hery na fahefana. DH: "Hatolotro ho eo amin'ny fahefan'ny tompo masiaka ny Egyptiana"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh tompon'ny maro
Ny teny hoe "fanambarana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "izany no ambaran'ny Tompo, Yaveh tompon'ny maro"