plt_tn/isa/16/13.md

12 lines
265 B
Markdown

# Izany no teny
"Izany no hafatra." Io dia manondro izay nolazainy rehetra tao amin'ny 15:1-16:12.
# mahakasika an'i Moaba
Ny teny hoe "Moaba" dia manondro ny vahoakan'i Moaba.
# hanjavona ny voninahitr'i Moaba
"Tsy ho be voninahitra intsony ny tanin'i Moaba"