plt_tn/isa/16/13.md

265 B

Izany no teny

"Izany no hafatra." Io dia manondro izay nolazainy rehetra tao amin'ny 15:1-16:12.

mahakasika an'i Moaba

Ny teny hoe "Moaba" dia manondro ny vahoakan'i Moaba.

hanjavona ny voninahitr'i Moaba

"Tsy ho be voninahitra intsony ny tanin'i Moaba"