# Izany no teny "Izany no hafatra." Io dia manondro izay nolazainy rehetra tao amin'ny 15:1-16:12. # mahakasika an'i Moaba Ny teny hoe "Moaba" dia manondro ny vahoakan'i Moaba. # hanjavona ny voninahitr'i Moaba "Tsy ho be voninahitra intsony ny tanin'i Moaba"