plt_tn/isa/16/08.md

692 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no manohy ny faminaniana momba ny vahoakan'i Moaba. Faritan'Andriamanitra toy ny hoe mitranga izao ireo tranga izay hiseho amin'ny ho avy. (Jereo ny 15:1)

Hesbona

Adikao araka ny ao amin'ny 15:3 ireo anaran-tanàna ireo.

Sibma ... Jazera

Anaran-tanàna ireo.

Nanosihosy ireo voaloboka voafantina izay tonga hatrany Jazera ary niely tany an'efitra ireo mpanapaky ny firenena

Ny tanin'i Moaba dia fantatra tamin'ny tanim-boalobony. Eto Andriamanitra dia mamaritra ny tanin'i Moaba toy ny tanim-boaloboka iray lehibe. Izany dia manamafy fa ireo mpanapaka, izay entina ilazana ny tafika, dia namotika tanteraka ny zava-drehetra tany Moaba.