plt_tn/isa/16/08.md

16 lines
692 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no manohy ny faminaniana momba ny vahoakan'i Moaba. Faritan'Andriamanitra toy ny hoe mitranga izao ireo tranga izay hiseho amin'ny ho avy. (Jereo ny 15:1)
# Hesbona
Adikao araka ny ao amin'ny 15:3 ireo anaran-tanàna ireo.
# Sibma ... Jazera
Anaran-tanàna ireo.
# Nanosihosy ireo voaloboka voafantina izay tonga hatrany Jazera ary niely tany an'efitra ireo mpanapaky ny firenena
Ny tanin'i Moaba dia fantatra tamin'ny tanim-boalobony. Eto Andriamanitra dia mamaritra ny tanin'i Moaba toy ny tanim-boaloboka iray lehibe. Izany dia manamafy fa ireo mpanapaka, izay entina ilazana ny tafika, dia namotika tanteraka ny zava-drehetra tany Moaba.