plt_tn/isa/16/05.md

12 lines
589 B
Markdown

# Hisy seza fiandrianana hapetraka amin'ny fanekena mahatoky
Eto ny "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefana hanapaka amin'ny maha-mpanjaka. DH: "Hatoky amin'ny fanekena Yaveh ary hanendry mpanjaka"
# ary ny iray avy amin'ny lain'i Davida dia hipetraka am-pahatokiana eo
Eto "ny lain'i Davida" dia ilazana ny fianakavian'i Davida, isan'izany ny taranany. Ny fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia ilazana ny fanapahana. DH: "hisy taranak'i Davida hanapaka am-pahatokiana"
# araka ny fitadiavany ny rariny
Ny fitadiavana ny rariny dia anehoana ny faniriana hanao izay marina.