plt_tn/isa/16/05.md

589 B

Hisy seza fiandrianana hapetraka amin'ny fanekena mahatoky

Eto ny "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefana hanapaka amin'ny maha-mpanjaka. DH: "Hatoky amin'ny fanekena Yaveh ary hanendry mpanjaka"

ary ny iray avy amin'ny lain'i Davida dia hipetraka am-pahatokiana eo

Eto "ny lain'i Davida" dia ilazana ny fianakavian'i Davida, isan'izany ny taranany. Ny fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia ilazana ny fanapahana. DH: "hisy taranak'i Davida hanapaka am-pahatokiana"

araka ny fitadiavany ny rariny

Ny fitadiavana ny rariny dia anehoana ny faniriana hanao izay marina.