# Hisy seza fiandrianana hapetraka amin'ny fanekena mahatoky Eto ny "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefana hanapaka amin'ny maha-mpanjaka. DH: "Hatoky amin'ny fanekena Yaveh ary hanendry mpanjaka" # ary ny iray avy amin'ny lain'i Davida dia hipetraka am-pahatokiana eo Eto "ny lain'i Davida" dia ilazana ny fianakavian'i Davida, isan'izany ny taranany. Ny fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia ilazana ny fanapahana. DH: "hisy taranak'i Davida hanapaka am-pahatokiana" # araka ny fitadiavany ny rariny Ny fitadiavana ny rariny dia anehoana ny faniriana hanao izay marina.