plt_tn/isa/15/03.md

660 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no manohy ny faminaniana momba ny vahoakan'i Moaba. Faritan'Andriamanitra toy ny hoe mitranga izao ireo tranga izay hiseho amin'ny ho avy. Jereo ny (15:1)

Mitafy lamba fisaonana izy ireo

Manao izany izy ireo mba hampisehoana ny alahelony lehibe. DH: "Mitafy lamba fisaonana izy ireo ka misaona"

Hesbona ... Elale ... Jahaza

Ireo dia anaran-tanàna sy vohitra.

Miantso vonjy i Hesbona sy i Elale

Ireo anaran-tanàna ireo dia ilaza ny vahoakan'ireo tanàna ireo.

mangovitra ao anatiny ihany izy ireo

Ny fangovitana ara-batana dia fomba fisehon'ny tahotra. DH: "ho heniky ny tahotra tanteraka izy ireo"