plt_tn/isa/15/03.md

20 lines
660 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no manohy ny faminaniana momba ny vahoakan'i Moaba. Faritan'Andriamanitra toy ny hoe mitranga izao ireo tranga izay hiseho amin'ny ho avy. Jereo ny (15:1)
# Mitafy lamba fisaonana izy ireo
Manao izany izy ireo mba hampisehoana ny alahelony lehibe. DH: "Mitafy lamba fisaonana izy ireo ka misaona"
# Hesbona ... Elale ... Jahaza
Ireo dia anaran-tanàna sy vohitra.
# Miantso vonjy i Hesbona sy i Elale
Ireo anaran-tanàna ireo dia ilaza ny vahoakan'ireo tanàna ireo.
# mangovitra ao anatiny ihany izy ireo
Ny fangovitana ara-batana dia fomba fisehon'ny tahotra. DH: "ho heniky ny tahotra tanteraka izy ireo"