plt_tn/isa/14/01.md

20 lines
656 B
Markdown

# Hangoraka an'i Jakoba i Yaveh
Eto "Jakoba" dia manondro ny taranany rehetra. DH: "Hamindra fo amin'ny taranak'i Jakoba Yaveh:
# hampifamatotra ny tenany amin'ny ankohonan'i Jakoba
Ny ankohonan'i Jakoba dia ilazana ny taranak'i Jakoba, ireo Israelita. DH: "hitambatra amin'ny taranak'i Jakoba"
# Hitondra azy ireo any amin'ny toerany ireo firenena
"Hamerina ny taranak'i Jakoba hiverina any amin'ny tanin'Israely ireo firenena"
# ny ankohonan'Israely
Izany dia manondro ny Israelita, ny taranak'Israely. DH: "ny taranak'Israely"
# Hambabo ireo izay efa nambabo azy izy ireo
"Halain'ny miaramila Israelita ho babo ireo izay nambabo ny Israelita"