# Hangoraka an'i Jakoba i Yaveh Eto "Jakoba" dia manondro ny taranany rehetra. DH: "Hamindra fo amin'ny taranak'i Jakoba Yaveh: # hampifamatotra ny tenany amin'ny ankohonan'i Jakoba Ny ankohonan'i Jakoba dia ilazana ny taranak'i Jakoba, ireo Israelita. DH: "hitambatra amin'ny taranak'i Jakoba" # Hitondra azy ireo any amin'ny toerany ireo firenena "Hamerina ny taranak'i Jakoba hiverina any amin'ny tanin'Israely ireo firenena" # ny ankohonan'Israely Izany dia manondro ny Israelita, ny taranak'Israely. DH: "ny taranak'Israely" # Hambabo ireo izay efa nambabo azy izy ireo "Halain'ny miaramila Israelita ho babo ireo izay nambabo ny Israelita"