plt_tn/isa/14/01.md

656 B

Hangoraka an'i Jakoba i Yaveh

Eto "Jakoba" dia manondro ny taranany rehetra. DH: "Hamindra fo amin'ny taranak'i Jakoba Yaveh:

hampifamatotra ny tenany amin'ny ankohonan'i Jakoba

Ny ankohonan'i Jakoba dia ilazana ny taranak'i Jakoba, ireo Israelita. DH: "hitambatra amin'ny taranak'i Jakoba"

Hitondra azy ireo any amin'ny toerany ireo firenena

"Hamerina ny taranak'i Jakoba hiverina any amin'ny tanin'Israely ireo firenena"

ny ankohonan'Israely

Izany dia manondro ny Israelita, ny taranak'Israely. DH: "ny taranak'Israely"

Hambabo ireo izay efa nambabo azy izy ireo

"Halain'ny miaramila Israelita ho babo ireo izay nambabo ny Israelita"