plt_tn/isa/13/21.md

920 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka momba izay hanjo an'i Babylona Yaveh.

hitoetra any

"hitoetra any Babylona"

ny tranon'izy ireo

"Ny tranon'ireo olona"

vorondolo

Ny vorondolo dia voron-dia mihaza amin'ny alina.

ostritsa

Ny ostritsa dia vorom-be izay mihazakazaka mafy fa tsy afa-manidina.

kary

Ny kary dia bibidia mitovy amin'ny saka ary mihinana biby maty. Ny feo mafin'izy ireo dia tahaka ny olona mihomehy.

amboahaolo ao amin'ireo lapa mahafinaritra

Ny teny hoe "hihiakiaka" dia efa azo. DH: "Ary hihiakiaka any amin'ireo lapa mahafinaritra"

amboahaolo

amboadia

Antomotra ny fotoany, ary tsy ho tara ny androny

Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Ny "fotoany" sy ny "androny" dia samy entina ilazana ny fotoana izay nofidian'Andriamanitra hamotehana an'i Babylona. DH: "Akaiky ny fotoana hitrangan'izany rehetra izany, ary tsy hisy hanakana azy"