# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka momba izay hanjo an'i Babylona Yaveh. # hitoetra any "hitoetra any Babylona" # ny tranon'izy ireo "Ny tranon'ireo olona" # vorondolo Ny vorondolo dia voron-dia mihaza amin'ny alina. # ostritsa Ny ostritsa dia vorom-be izay mihazakazaka mafy fa tsy afa-manidina. # kary Ny kary dia bibidia mitovy amin'ny saka ary mihinana biby maty. Ny feo mafin'izy ireo dia tahaka ny olona mihomehy. # amboahaolo ao amin'ireo lapa mahafinaritra Ny teny hoe "hihiakiaka" dia efa azo. DH: "Ary hihiakiaka any amin'ireo lapa mahafinaritra" # amboahaolo amboadia # Antomotra ny fotoany, ary tsy ho tara ny androny Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Ny "fotoany" sy ny "androny" dia samy entina ilazana ny fotoana izay nofidian'Andriamanitra hamotehana an'i Babylona. DH: "Akaiky ny fotoana hitrangan'izany rehetra izany, ary tsy hisy hanakana azy"